Miarahaba tompoko !
Fanamarihana mipetraka sy efa no hamafisinay mpandrindra ny vondrona ny hoe rehefa tsy mifanaraka @ antom-pisian'ny vondrona ny Fizarana ( publication) ataonareo ( fahazoam-bola, fangatahana j'aime...) dia ho lany andro sy ho diso fanantenana ianareo satria ny "publication " ataonareo tsy hivoaka mihitsy, ianareo koa halana @ vondrona. Raha tsy mety aminareo ny fitsipika mifehy ny vondrona dia afaka miala an-tsitrapo ianareo. Mankasitraka tompoko !

- Groupe public
- 4 Articles
- 4 Photos
- 0 Vidéos
- Éducation
Les Plus récentes
- Fanetre-tena manoloana ny olona itenenana
- Tsy ny fianakaviana akory no tahakan'ny tampon-kavoana nilaozan-drano madio mangamanga na toy ny lohasaha midadasika lany hazo tsara voa, fa maro tokoa izy ireo no tompon'ny fitenenana ao, fa saingy izy ireo mihintsy no nanapak'evitra hoe "Zandry lahy, ny fitenenana tahak'izao dia tahakan'ny antsy ka izay maranitra no adidy, ary tahakan'ny vato ka izay kely no atoraka" ka notinendry ny tenako hitondra ny fitenenana, nofinidy hitondra ny haratry ny fianakaviana koa manao azafady mandembana tompokolahy, azafady misalovana topokovavy
#TakaVola
@rehetraFanetre-tena manoloana ny olona itenenana - Tsy ny fianakaviana akory no tahakan'ny tampon-kavoana nilaozan-drano madio mangamanga na toy ny lohasaha midadasika lany hazo tsara voa, fa maro tokoa izy ireo no tompon'ny fitenenana ao, fa saingy izy ireo mihintsy no nanapak'evitra hoe "Zandry lahy, ny fitenenana tahak'izao dia tahakan'ny antsy ka izay maranitra no adidy, ary tahakan'ny vato ka izay kely no atoraka" ka notinendry ny tenako hitondra ny fitenenana, nofinidy hitondra ny haratry ny fianakaviana koa manao azafady mandembana tompokolahy, azafady misalovana topokovavy #TakaVola @rehetra0 Commentaires 0 Parts 2213 Vue
4
Connectez-vous pour aimer, partager et commenter! -
- 0 Commentaires 0 Parts 2216 Vue
2
- 0 Commentaires 0 Parts 2210 Vue2
Plus de lecture