Fanetre-tena manoloana ny olona itenenana

- Tsy ny fianakaviana akory no tahakan'ny tampon-kavoana nilaozan-drano madio mangamanga na toy ny lohasaha midadasika lany hazo tsara voa, fa maro tokoa izy ireo no tompon'ny fitenenana ao, fa saingy izy ireo mihintsy no nanapak'evitra hoe "Zandry lahy, ny fitenenana tahak'izao dia tahakan'ny antsy ka izay maranitra no adidy, ary tahakan'ny vato ka izay kely no atoraka" ka notinendry ny tenako hitondra ny fitenenana, nofinidy hitondra ny haratry ny fianakaviana koa manao azafady mandembana tompokolahy, azafady misalovana topokovavy

#TakaVola
@rehetra
Fanetre-tena manoloana ny olona itenenana - Tsy ny fianakaviana akory no tahakan'ny tampon-kavoana nilaozan-drano madio mangamanga na toy ny lohasaha midadasika lany hazo tsara voa, fa maro tokoa izy ireo no tompon'ny fitenenana ao, fa saingy izy ireo mihintsy no nanapak'evitra hoe "Zandry lahy, ny fitenenana tahak'izao dia tahakan'ny antsy ka izay maranitra no adidy, ary tahakan'ny vato ka izay kely no atoraka" ka notinendry ny tenako hitondra ny fitenenana, nofinidy hitondra ny haratry ny fianakaviana koa manao azafady mandembana tompokolahy, azafady misalovana topokovavy #TakaVola @rehetra
Tiko
Love
3
0 Commentaires 0 Parts 676 Vue