Miarahaba tompoko !
Fanamarihana mipetraka sy efa no hamafisinay mpandrindra ny vondrona ny hoe rehefa tsy mifanaraka @ antom-pisian'ny vondrona ny Fizarana ( publication) ataonareo ( fahazoam-bola, fangatahana j'aime...) dia ho lany andro sy ho diso fanantenana ianareo satria ny "publication " ataonareo tsy hivoaka mihitsy, ianareo koa halana @ vondrona. Raha tsy mety aminareo ny fitsipika mifehy ny vondrona dia afaka miala an-tsitrapo ianareo. Mankasitraka tompoko !
  • Public Group
  • 4 Posts
  • 4 Photos
  • 0 Videos
  • Education
Recent Updates
  • Fanetre-tena manoloana ny olona itenenana

    - Tsy ny fianakaviana akory no tahakan'ny tampon-kavoana nilaozan-drano madio mangamanga na toy ny lohasaha midadasika lany hazo tsara voa, fa maro tokoa izy ireo no tompon'ny fitenenana ao, fa saingy izy ireo mihintsy no nanapak'evitra hoe "Zandry lahy, ny fitenenana tahak'izao dia tahakan'ny antsy ka izay maranitra no adidy, ary tahakan'ny vato ka izay kely no atoraka" ka notinendry ny tenako hitondra ny fitenenana, nofinidy hitondra ny haratry ny fianakaviana koa manao azafady mandembana tompokolahy, azafady misalovana topokovavy

    #TakaVola
    @rehetra
    Fanetre-tena manoloana ny olona itenenana - Tsy ny fianakaviana akory no tahakan'ny tampon-kavoana nilaozan-drano madio mangamanga na toy ny lohasaha midadasika lany hazo tsara voa, fa maro tokoa izy ireo no tompon'ny fitenenana ao, fa saingy izy ireo mihintsy no nanapak'evitra hoe "Zandry lahy, ny fitenenana tahak'izao dia tahakan'ny antsy ka izay maranitra no adidy, ary tahakan'ny vato ka izay kely no atoraka" ka notinendry ny tenako hitondra ny fitenenana, nofinidy hitondra ny haratry ny fianakaviana koa manao azafady mandembana tompokolahy, azafady misalovana topokovavy #TakaVola @rehetra
    Tiko
    Love
    3
    0 Comments 0 Shares 674 Views
  • Tiko
    Yay
    2
    0 Comments 0 Shares 682 Views
  • Tiko
    Love
    2
    0 Comments 0 Shares 671 Views
  • Tiko
    2
    0 Comments 0 Shares 648 Views
More Stories