Gasy Stoic
Salama daholo.Leo be anle marary saina isan'andro @fiainana ve ? Dépressif ? Stressé? Colèrique ?
Te hanampy anao hisurmonte izany rehetra izany aho ato.

Inona moa ny stoïcisme ?
Philosophie iray poinsa be io satria tsy hoe olona misaina be no but finaleny,fa olona '' Libre ''.
Libre de tout angoisse, stress, peur, fahantrana😂, sy ny problème rehetra mety hahazo antsika olombelona.

Pour expliquer rapida be: ''Fantaro ny zavatra ANATY CONTRÔLE ANAO sy ny zavatra TSY ANATY CONTRÔLE ANAO''

∆Ny tsy ao anaty contrôle anao:
-ny toetrandro (menomenony foana ny orana de mijanona io e 😊)
-Ny vola (menomenony Sn13 de tonga ho azy eo io e 💰😊)
-Ny aretina (kozio le atidoha oe ''raha mba calm'' de sitrana io)
-ny vavan'olona (ndana kozio mihitsy le olona hoe tsy papa sôsy zany oa fa vola nisasarana,hino anao ve izy?) 👀😋
-sns e le tsy afaka atao inin reny

Ny anaty contrôle antsika:

~Ny fomba fisainantsika (afaka raciste enao afaka tsy raciste, ttfaçon ny mainty tsy ho fotsy ny fotsy tsy ho mainty,côprandra amzay? 😗)
~ny safiditsika (angala vady sa handalo???😆)
~ny perception antsika (maimbo amla fa manitra amin'ny hafa 👃)


Bref ny zavatra éxterieur aloha izany tou de tsy afaka atao inin,de aza rarahina

Fa ny zavatra intérieur kosa,iny le maha Thanos, iny rarahina fa garantie 100%pur porc fa tena ho enjana tenisany.


Lavabe fa aleo faranana e,natao hivoaranlaisany ty groupe ty.
Best of yourself no tanjoko.de lasa stoic daholo tsika aby 😊

Mbola bobaka be le ho avy fa calm calm de manaraha ny diako ry zanfan 🤗😘

Siora daholo
  • Groupe public
  • 0 Articles
  • 0 Photos
  • 0 Vidéos
  • Éducation
Les Plus récentes
    Aucune donnée à afficher