Soutenir les BluePartners

Gasy Stoic

Gasy Stoic

Public Group 1 Participants 0 Publications Éducation

Salama daholo.Leo be anle marary saina isan'andro @fiainana ve ? Dépressif ? Stressé? Colèrique ? Te hanampy anao hisurmonte izany rehetra izany aho ato. Inona moa ny stoïcisme ? Philosophie iray poinsa be io satria tsy hoe olona misaina be no but finaleny,fa olona '' Libre ''. Libre de tout angoisse, stress, peur, fahantrana😂, sy ny problème rehetra mety hahazo antsika olombelona. Pour expliquer rapida be: ''Fantaro ny zavatra ANATY CONTRÔLE ANAO sy ny zavatra TSY ANATY CONTRÔLE ANAO'' ∆Ny tsy ao anaty contrôle anao: -ny toetrandro (menomenony foana ny orana de mijanona io e 😊) -Ny vola (menomenony Sn13 de tonga ho azy eo io e 💰😊) -Ny aretina (kozio le atidoha oe ''raha mba calm'' de sitrana io) -ny vavan'olona (ndana kozio mihitsy le olona hoe tsy papa sôsy zany oa fa vola nisasarana,hino anao ve izy?) 👀😋 -sns e le tsy afaka atao inin reny Ny anaty contrôle antsika: ~Ny fomba fisainantsika (afaka raciste enao afaka tsy raciste, ttfaçon ny mainty tsy ho fotsy ny fotsy tsy ho mainty,côprandra amzay? 😗) ~ny safiditsika (angala vady sa handalo???😆) ~ny perception antsika (maimbo amla fa manitra amin'ny hafa 👃) Bref ny zavatra éxterieur aloha izany tou de tsy afaka atao inin,de aza rarahina Fa ny zavatra intérieur kosa,iny le maha Thanos, iny rarahina fa garantie 100%pur porc fa tena ho enjana tenisany. Lavabe fa aleo faranana e,natao hivoaranlaisany ty groupe ty. Best of yourself no tanjoko.de lasa stoic daholo tsika aby 😊 Mbola bobaka be le ho avy fa calm calm de manaraha ny diako ry zanfan 🤗😘 Siora daholo

Aucune donnée à afficher