Gasy Stoic
Salama daholo.Leo be anle marary saina isan'andro @fiainana ve ? Dépressif ? Stressé? Colèrique ?
Te hanampy anao hisurmonte izany rehetra izany aho ato.

Inona moa ny stoïcisme ?
Philosophie iray poinsa be io satria tsy hoe olona misaina be no but finaleny,fa olona '' Libre ''.
Libre de tout angoisse, stress, peur, fahantranaπŸ˜‚, sy ny problème rehetra mety hahazo antsika olombelona.

Pour expliquer rapida be: ''Fantaro ny zavatra ANATY CONTRÔLE ANAO sy ny zavatra TSY ANATY CONTRÔLE ANAO''

βˆ†Ny tsy ao anaty contrôle anao:
-ny toetrandro (menomenony foana ny orana de mijanona io e 😊)
-Ny vola (menomenony Sn13 de tonga ho azy eo io e πŸ’°πŸ˜Š)
-Ny aretina (kozio le atidoha oe ''raha mba calm'' de sitrana io)
-ny vavan'olona (ndana kozio mihitsy le olona hoe tsy papa sôsy zany oa fa vola nisasarana,hino anao ve izy?) πŸ‘€πŸ˜‹
-sns e le tsy afaka atao inin reny

Ny anaty contrôle antsika:

~Ny fomba fisainantsika (afaka raciste enao afaka tsy raciste, ttfaçon ny mainty tsy ho fotsy ny fotsy tsy ho mainty,côprandra amzay? πŸ˜—)
~ny safiditsika (angala vady sa handalo???πŸ˜†)
~ny perception antsika (maimbo amla fa manitra amin'ny hafa πŸ‘ƒ)


Bref ny zavatra éxterieur aloha izany tou de tsy afaka atao inin,de aza rarahina

Fa ny zavatra intérieur kosa,iny le maha Thanos, iny rarahina fa garantie 100%pur porc fa tena ho enjana tenisany.


Lavabe fa aleo faranana e,natao hivoaranlaisany ty groupe ty.
Best of yourself no tanjoko.de lasa stoic daholo tsika aby 😊

Mbola bobaka be le ho avy fa calm calm de manaraha ny diako ry zanfan πŸ€—πŸ˜˜

Siora daholo
  • Public Group
  • 0 Posts
  • 0 Photos
  • 0 Videos
  • Education
Recent Updates
    No data to show