𝑨𝒎-𝒑𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂 🇲🇬
❣️
𝑴𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂 𝒏𝒚 𝒎𝒆𝒗𝒂 ❣️
❣️
𝑴𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂 𝒏𝒚 𝒎𝒆𝒗𝒂 ❣️
Recent Updates
- Olombelo Ricky
MANALA AZY VITA BACC 2023 ANTSAHAMANITRA andiany faha 30.
Mandrosoa hasina. AM-PITIAVANA BE
#OlombeloRickyOlombelo Ricky MANALA AZY VITA BACC 2023 ANTSAHAMANITRA andiany faha 30. Mandrosoa hasina. AM-PITIAVANA BE #OlombeloRickyPlease log in to like, share and comment! - @Hanta Navalona RAMANARIVO
RANDRIANARIVO SOLOFONIAINA Sitraka Mamitiana@Hanta Navalona RAMANARIVO RANDRIANARIVO SOLOFONIAINA Sitraka Mamitiana - Hilatsaka filoham-pirenena aho!
Vina hataoko:
- Hangalatra aho rehefa tonga eo
- Fenoiko ny paosiko fa leo fijaliana koa aho
- Hiara hiasa amin'ny dahalo aho
- Tsy omeko tany 1Ha isa-tokan-trano ianareo
- Tsy homeko anareo ny karamako, koa raha tsy nandra aho
- Ampidiriko mpiasam-panjakana daholo ny havako sy ny namako izay te hiditra.
- Tsy hampandroso an'i Madagasikara mihitsy aho
- Tsy hanamboatra sekoly
- Tsy hanamboatra lavaka aho, aleo ho loaka eo mba ho potika ny fiaranareo sy ho tratrin'ny embouteillages lava ianareo.
- Tsy homentsika asa ny tanora.
- Hampiakarintsika ny lasantsy sy ny gasoil.
- Tsy homeko ny bourse eny amin'ny université amin'izay ianareo mihirahira sy manao grevy foana.
- Amidiko amin'ny karana sy sinoa sy ny vazaha ny tany.
- Aondrako daholo ny harena voajanahary toy ny vatosoa; volamena; fasimainty; sokatra; baobab; sns, fa Artemesia sisa avelako aminareo eto.
- Ahena ny smig
- Hakatona daholo ny orinasa
- Confiné-ko foana ianareo mandritra ny fitondrako
- Tsy avelako maneho hevitra an-kahalalahana ianareo fa samboriko izay be be vava eo ary gagazo avy hatrany.
- Ovaiko an'i Betioky ny renivohitr'i Madagasikara
-Tsy misy mahazo mamboly vary intsony fa Artemesia ambolena raha te hamboly.
- Tsy hanafatra Bus intelligent aho
- Tsy hanamboatra téléphérique aho
- Tsy hanamboatra TGV aho.
- Tsisy match mandeha intsony @ TVM
- Amidy daholo ny taolambalo sy ny fasan-drazana rehetra
- Tsy hihaino fitarainanareo izany aho fa aleo ianareo mnmn foana eo!
Fidio aho fa olona toa ahy no ilainareo vahoaka Malagasy.Hilatsaka filoham-pirenena aho! Vina hataoko: - Hangalatra aho rehefa tonga eo - Fenoiko ny paosiko fa leo fijaliana koa aho - Hiara hiasa amin'ny dahalo aho - Tsy omeko tany 1Ha isa-tokan-trano ianareo - Tsy homeko anareo ny karamako, koa raha tsy nandra aho - Ampidiriko mpiasam-panjakana daholo ny havako sy ny namako izay te hiditra. - Tsy hampandroso an'i Madagasikara mihitsy aho - Tsy hanamboatra sekoly - Tsy hanamboatra lavaka aho, aleo ho loaka eo mba ho potika ny fiaranareo sy ho tratrin'ny embouteillages lava ianareo. - Tsy homentsika asa ny tanora. - Hampiakarintsika ny lasantsy sy ny gasoil. - Tsy homeko ny bourse eny amin'ny université amin'izay ianareo mihirahira sy manao grevy foana. - Amidiko amin'ny karana sy sinoa sy ny vazaha ny tany. - Aondrako daholo ny harena voajanahary toy ny vatosoa; volamena; fasimainty; sokatra; baobab; sns, fa Artemesia sisa avelako aminareo eto. - Ahena ny smig - Hakatona daholo ny orinasa - Confiné-ko foana ianareo mandritra ny fitondrako - Tsy avelako maneho hevitra an-kahalalahana ianareo fa samboriko izay be be vava eo ary gagazo avy hatrany. - Ovaiko an'i Betioky ny renivohitr'i Madagasikara -Tsy misy mahazo mamboly vary intsony fa Artemesia ambolena raha te hamboly. - Tsy hanafatra Bus intelligent aho - Tsy hanamboatra téléphérique aho - Tsy hanamboatra TGV aho. - Tsisy match mandeha intsony @ TVM - Amidy daholo ny taolambalo sy ny fasan-drazana rehetra - Tsy hihaino fitarainanareo izany aho fa aleo ianareo mnmn foana eo! Fidio aho fa olona toa ahy no ilainareo vahoaka Malagasy. - 2CV an-dRandria
Sitraka Mamitiana RANDRIANARIVO SOLOFONIAINA
RAMANARIVO Hanta Navalona
Sky Blue Antananarivo2CV an-dRandria Sitraka Mamitiana RANDRIANARIVO SOLOFONIAINA RAMANARIVO Hanta Navalona Sky Blue Antananarivo -
- Soava tsingerin-taona nahaterahana akia vady Malalako an ...
Mifalia fa andronao anio.
Mirary soa be, ho ela velona, ho salama lalan-dava, ho tretrika, ho finaritra foana...
Mahazoa ny meva.
"Ny fitiavana tsy ho levona mandrakizay"
Bisous malala Hanta Navalona RamanarivoSoava tsingerin-taona nahaterahana akia vady Malalako an ❤️😘... Mifalia fa andronao anio. Mirary soa be, ho ela velona, ho salama lalan-dava, ho tretrika, ho finaritra foana... Mahazoa ny meva. "Ny fitiavana tsy ho levona mandrakizay" Bisous malala 😘 Hanta Navalona Ramanarivo - Hanta Navalona RAMANARIVO & Sitraka Mamitiana RANDRIANARIVO SOLOFONIAINA
St Valentin 2023
Madagascar Antananarivo Malagasy
# #Madagascar #Malagasy
Fitiavana tsy ho levona mandrakizay....Hanta Navalona RAMANARIVO & Sitraka Mamitiana RANDRIANARIVO SOLOFONIAINA St Valentin 2023 Madagascar Antananarivo Malagasy 🇲🇬 #🇲🇬 #Madagascar #Malagasy Fitiavana tsy ho levona mandrakizay.... - RANDRIANARIVO SOLOFONIAINA Sitraka Mamitiana
Am-pitiavana be
Mandrosoa hasina.RANDRIANARIVO SOLOFONIAINA Sitraka Mamitiana Am-pitiavana be ❤️ Mandrosoa hasina.
More Stories