𝑹𝒎-𝒑𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂 đŸ‡Č🇬
âŁïž
𝑮𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂 𝒏𝒚 𝒎𝒆𝒗𝒂 âŁïž
  • 19 Articles
  • 25 Photos
  • 0 VidĂ©os
  • Habitant Antananarivo
  • Du Mahajanga
  • Homme
  • 16/03/1995
  • Suivi par 6 membre
Liens sociaux
Les Plus récentes
  • Olombelo Ricky

    MANALA AZY VITA BACC 2023 ANTSAHAMANITRA andiany faha 30.

    Mandrosoa hasina. AM-PITIAVANA BE

    #OlombeloRicky
    Olombelo Ricky MANALA AZY VITA BACC 2023 ANTSAHAMANITRA andiany faha 30. Mandrosoa hasina. AM-PITIAVANA BE #OlombeloRicky
    Love
    Tiko
    5
    0 Commentaires 0 Parts 932 Vue
  • @Hanta Navalona RAMANARIVO

    RANDRIANARIVO SOLOFONIAINA Sitraka Mamitiana
    @Hanta Navalona RAMANARIVO RANDRIANARIVO SOLOFONIAINA Sitraka Mamitiana
    Love
    Tiko
    3
    0 Commentaires 0 Parts 699 Vue
  • Hilatsaka filoham-pirenena aho!

    Vina hataoko:

    - Hangalatra aho rehefa tonga eo
    - Fenoiko ny paosiko fa leo fijaliana koa aho
    - Hiara hiasa amin'ny dahalo aho
    - Tsy omeko tany 1Ha isa-tokan-trano ianareo
    - Tsy homeko anareo ny karamako, koa raha tsy nandra aho
    - Ampidiriko mpiasam-panjakana daholo ny havako sy ny namako izay te hiditra.
    - Tsy hampandroso an'i Madagasikara mihitsy aho
    - Tsy hanamboatra sekoly
    - Tsy hanamboatra lavaka aho, aleo ho loaka eo mba ho potika ny fiaranareo sy ho tratrin'ny embouteillages lava ianareo.
    - Tsy homentsika asa ny tanora.
    - Hampiakarintsika ny lasantsy sy ny gasoil.
    - Tsy homeko ny bourse eny amin'ny université amin'izay ianareo mihirahira sy manao grevy foana.
    - Amidiko amin'ny karana sy sinoa sy ny vazaha ny tany.
    - Aondrako daholo ny harena voajanahary toy ny vatosoa; volamena; fasimainty; sokatra; baobab; sns, fa Artemesia sisa avelako aminareo eto.
    - Ahena ny smig
    - Hakatona daholo ny orinasa
    - Confiné-ko foana ianareo mandritra ny fitondrako
    - Tsy avelako maneho hevitra an-kahalalahana ianareo fa samboriko izay be be vava eo ary gagazo avy hatrany.
    - Ovaiko an'i Betioky ny renivohitr'i Madagasikara
    -Tsy misy mahazo mamboly vary intsony fa Artemesia ambolena raha te hamboly.
    - Tsy hanafatra Bus intelligent aho
    - Tsy hanamboatra téléphérique aho
    - Tsy hanamboatra TGV aho.
    - Tsisy match mandeha intsony @ TVM
    - Amidy daholo ny taolambalo sy ny fasan-drazana rehetra
    - Tsy hihaino fitarainanareo izany aho fa aleo ianareo mnmn foana eo!

    Fidio aho fa olona toa ahy no ilainareo vahoaka Malagasy.
    Hilatsaka filoham-pirenena aho! Vina hataoko: - Hangalatra aho rehefa tonga eo - Fenoiko ny paosiko fa leo fijaliana koa aho - Hiara hiasa amin'ny dahalo aho - Tsy omeko tany 1Ha isa-tokan-trano ianareo - Tsy homeko anareo ny karamako, koa raha tsy nandra aho - Ampidiriko mpiasam-panjakana daholo ny havako sy ny namako izay te hiditra. - Tsy hampandroso an'i Madagasikara mihitsy aho - Tsy hanamboatra sekoly - Tsy hanamboatra lavaka aho, aleo ho loaka eo mba ho potika ny fiaranareo sy ho tratrin'ny embouteillages lava ianareo. - Tsy homentsika asa ny tanora. - Hampiakarintsika ny lasantsy sy ny gasoil. - Tsy homeko ny bourse eny amin'ny université amin'izay ianareo mihirahira sy manao grevy foana. - Amidiko amin'ny karana sy sinoa sy ny vazaha ny tany. - Aondrako daholo ny harena voajanahary toy ny vatosoa; volamena; fasimainty; sokatra; baobab; sns, fa Artemesia sisa avelako aminareo eto. - Ahena ny smig - Hakatona daholo ny orinasa - Confiné-ko foana ianareo mandritra ny fitondrako - Tsy avelako maneho hevitra an-kahalalahana ianareo fa samboriko izay be be vava eo ary gagazo avy hatrany. - Ovaiko an'i Betioky ny renivohitr'i Madagasikara -Tsy misy mahazo mamboly vary intsony fa Artemesia ambolena raha te hamboly. - Tsy hanafatra Bus intelligent aho - Tsy hanamboatra téléphérique aho - Tsy hanamboatra TGV aho. - Tsisy match mandeha intsony @ TVM - Amidy daholo ny taolambalo sy ny fasan-drazana rehetra - Tsy hihaino fitarainanareo izany aho fa aleo ianareo mnmn foana eo! Fidio aho fa olona toa ahy no ilainareo vahoaka Malagasy.
    Tiko
    Love
    Haha
    Wow
    4
    0 Commentaires 0 Parts 2336 Vue
  • 2CV an-dRandria

    Sitraka Mamitiana RANDRIANARIVO SOLOFONIAINA
    RAMANARIVO Hanta Navalona

    Sky Blue Antananarivo
    2CV an-dRandria Sitraka Mamitiana RANDRIANARIVO SOLOFONIAINA RAMANARIVO Hanta Navalona Sky Blue Antananarivo
    Love
    2
    0 Commentaires 0 Parts 891 Vue
  • Tiko
    Love
    2
    0 Commentaires 0 Parts 893 Vue
  • Soava tsingerin-taona nahaterahana akia vady Malalako an ...

    Mifalia fa andronao anio.

    Mirary soa be, ho ela velona, ho salama lalan-dava, ho tretrika, ho finaritra foana...
    Mahazoa ny meva.

    "Ny fitiavana tsy ho levona mandrakizay"

    Bisous malala Hanta Navalona Ramanarivo
    Soava tsingerin-taona nahaterahana akia vady Malalako an â€ïžđŸ˜˜... Mifalia fa andronao anio. Mirary soa be, ho ela velona, ho salama lalan-dava, ho tretrika, ho finaritra foana... Mahazoa ny meva. "Ny fitiavana tsy ho levona mandrakizay" Bisous malala 😘 Hanta Navalona Ramanarivo
    Love
    1
    0 Commentaires 0 Parts 781 Vue
  • Hanta Navalona RAMANARIVO & Sitraka Mamitiana RANDRIANARIVO SOLOFONIAINA

    St Valentin 2023

    Madagascar Antananarivo Malagasy

    # #Madagascar #Malagasy

    Fitiavana tsy ho levona mandrakizay....
    Hanta Navalona RAMANARIVO & Sitraka Mamitiana RANDRIANARIVO SOLOFONIAINA St Valentin 2023 Madagascar Antananarivo Malagasy đŸ‡Č🇬 #đŸ‡Č🇬 #Madagascar #Malagasy Fitiavana tsy ho levona mandrakizay....
    Love
    2
    0 Commentaires 0 Parts 997 Vue
  • RANDRIANARIVO SOLOFONIAINA Sitraka Mamitiana

    Am-pitiavana be
    Mandrosoa hasina.
    RANDRIANARIVO SOLOFONIAINA Sitraka Mamitiana Am-pitiavana be ❀ Mandrosoa hasina.
    Tiko
    Love
    2
    0 Commentaires 0 Parts 930 Vue
Plus de lecture