• Tsiky lava mba hampahomby ny fanompoana !
    #skoto_malagasy
    Tsiky lava mba hampahomby ny fanompoana ! #skoto_malagasy
    Tiko
    Love
    2
    0 Comments 0 Shares 1727 Views
  • #memes #blaguedujour #tsiky #sekoly
    #memes #blaguedujour #tsiky #sekoly
    Haha
    4
    0 Comments 0 Shares 3280 Views
  • Mizara tsiky
    Mizara tsiky 😊🥳
    Love
    Yay
    2
    0 Comments 0 Shares 1047 Views
  • Hiteny izao ianao hoe:
    Nilaozanao teto dia tsy hahita fifalina!
    Nefa ianao teo mihitsy no tena fijaliana
    Sy vesatra tsy zaka namotika ny fiainako,
    Fa iny ianao nidify dia tonga ilay marainako.


    Hiteny izao ianao hoe:
    Tsy misy anao ny eto dia ho dify ilay masoandro!
    Nefa ianao indrindra no nanakana ilay andro
    Mba tsy hisy fifaliana sy ho vonton-tsento lava.
    Vao niala anefa ianao dia nipoitra ilay mazava.

    Hiteny izao ianao hoe:
    Nilaozanao ny foko dia ho vonton-dranomaso!
    Nefa ianao indrindra ilay poizina sy ankaso
    Namono ny tontoloko, nanjary ho disadisa
    ka rehefa lasa ianao dia tsiky no indro hita



    Myh'Andry
    21 Des 2022





    Hiteny izao ianao hoe: Nilaozanao teto dia tsy hahita fifalina! Nefa ianao teo mihitsy no tena fijaliana Sy vesatra tsy zaka namotika ny fiainako, Fa iny ianao nidify dia tonga ilay marainako. Hiteny izao ianao hoe: Tsy misy anao ny eto dia ho dify ilay masoandro! Nefa ianao indrindra no nanakana ilay andro Mba tsy hisy fifaliana sy ho vonton-tsento lava. Vao niala anefa ianao dia nipoitra ilay mazava. Hiteny izao ianao hoe: Nilaozanao ny foko dia ho vonton-dranomaso! Nefa ianao indrindra ilay poizina sy ankaso Namono ny tontoloko, nanjary ho disadisa ka rehefa lasa ianao dia tsiky no indro hita Myh'Andry 21 Des 2022
    Love
    2
    0 Comments 0 Shares 1168 Views
  • Mizara tsikitsiky kely
    #memes #eza
    Mizara tsikitsiky kely 😂 😂 😂 #memes #eza
    Haha
    3
    0 Comments 0 Shares 2007 Views