• Lire plus
    Hilatsaka filoham-pirenena aho! Vina hataoko: - Hangalatra aho rehefa tonga eo - Fenoiko ny paosiko fa leo fijaliana koa aho - Hiara hiasa amin'ny dahalo aho - Tsy omeko tany 1Ha isa-tokan-trano ianareo - Tsy homeko anareo ny karamako, koa raha tsy nandra aho - Ampidiriko mpiasam-panjakana daholo ny havako sy ny namako izay te hiditra. - Tsy hampandroso an'i Madagasikara mihitsy aho - Tsy hanamboatra sekoly - Tsy hanamboatra lavaka aho, aleo ho loaka eo mba ho potika ny fiaranareo sy ho tratrin'ny embouteillages lava ianareo. - Tsy homentsika asa ny tanora. - Hampiakarintsika ny lasantsy sy ny gasoil. - Tsy homeko ny bourse eny amin'ny université amin'izay ianareo mihirahira sy manao grevy foana. - Amidiko amin'ny karana sy sinoa sy ny vazaha ny tany. - Aondrako daholo ny harena voajanahary toy ny vatosoa; volamena; fasimainty; sokatra; baobab; sns, fa Artemesia sisa avelako aminareo eto. - Ahena ny smig - Hakatona daholo ny orinasa - Confiné-ko foana ianareo mandritra ny fitondrako - Tsy avelako maneho hevitra an-kahalalahana ianareo fa samboriko izay be be vava eo ary gagazo avy hatrany. - Ovaiko an'i Betioky ny renivohitr'i Madagasikara -Tsy misy mahazo mamboly vary intsony fa Artemesia ambolena raha te hamboly. - Tsy hanafatra Bus intelligent aho - Tsy hanamboatra téléphérique aho - Tsy hanamboatra TGV aho. - Tsisy match mandeha intsony @ TVM - Amidy daholo ny taolambalo sy ny fasan-drazana rehetra - Tsy hihaino fitarainanareo izany aho fa aleo ianareo mnmn foana eo! Fidio aho fa olona toa ahy no ilainareo vahoaka Malagasy.
    Tiko
    Love
    Haha
    Wow
    4
    0 Commentaires 0 Parts 5737 Vue
  • #memes #blaguedujour #tsiky #sekoly
    #memes #blaguedujour #tsiky #sekoly
    Haha
    4
    0 Commentaires 0 Parts 8453 Vue
  • Lire plus
    Ireto ny sekoly informatika eto Madagasikara - IT University - Haute École d'Informatique - HEI - ENI Ofisialy - EMIT Fianarantsoa -MISA -ESMIA -ISERP -IS Info - ISPM - ESTI Miala tsiny amin'ny filaharana nataonay teo aloha fa tsy ny hamorona fifaninanana no tanjonay ! Tanjona hatrany ny hanampy ny tanora, dia hanao publication ahafahana mitari-dalana ny tanora amin’ny lafiny maro izahay (sekoly, fomba fiasa, sns.) Ny firaisantsika gasy no ny herintsika 💪🟦 Le réseau social des jeunes malagasy ! 🇲🇬 Notre site : https://bluepix.mg
    Yay
    Love
    Tiko
    Sad
    18
    1 Commentaires 0 Parts 3137 Vue
  • Lire plus
    Ireto ny sekoly informatika tsara indrindra eto Madagasikara - IT University - Haute École d'Informatique - HEI - Ecole Nationale d'Informatique - ENI Fianarantsoa Tanjona hatrany ny hanampy ny tanora, dia hanao publication ahafahana mitari-dalana ny tanora amin’ny lafiny maro izahay (sekoly, fomba fiasa, sns.) Ny firaisantsika gasy no ny herintsika 💪🟦 Le réseau social des jeunes malagasy ! 🇲🇬 Notre site : https://bluepix.mg
    Love
    Tiko
    Yay
    18
    2 Commentaires 1 Parts 4267 Vue