• Référencement naturel et artificiel, utilisation de marketplaces, boost sur réseaux sociaux, influence marketing, e-réputation et personal branding.
    Vous aussi, faites passer votre marketing au niveau supérieur avec nous en participant à notre formation pour 4 jours , les 11,12,13 et 14 Avril 2023.

    Inscrivez-vous dès maintenant
    Places limitées.

    #BookNewsMadagascar #TechnologiesForPositiveChange #digital #marketingdigital #formation

    "Référencement naturel et artificiel", "utilisation de marketplaces", fampiroboroboana ny tambajotra sosialy, "influence marketing", "e-réputation et personal branding".
    Afaka mivoatra ho lasa matihanina ianao eo amin’ny fitantanana ny haivarotra ataonao miaraka amin’ny fiofanana "Marketing Digital" ny 11,12,13 et 14 Aprily 2023.

    Misokatra ny fisoratana anarana
    Voafetra ny toerana

    #BookNewsMadagascar #TechnologiesForPositiveChange #digital #marketingdigital #formation
    Référencement naturel et artificiel, utilisation de marketplaces, boost sur réseaux sociaux, influence marketing, e-réputation et personal branding. Vous aussi, faites passer votre marketing au niveau supérieur avec nous en participant à notre formation pour 4 jours , les 11,12,13 et 14 Avril 2023. 🔵Inscrivez-vous dès maintenant 🔵Places limitées. #BookNewsMadagascar #TechnologiesForPositiveChange #digital #marketingdigital #formation "Référencement naturel et artificiel", "utilisation de marketplaces", fampiroboroboana ny tambajotra sosialy, "influence marketing", "e-réputation et personal branding". Afaka mivoatra ho lasa matihanina ianao eo amin’ny fitantanana ny haivarotra ataonao miaraka amin’ny fiofanana "Marketing Digital" ny 11,12,13 et 14 Aprily 2023. 🔵Misokatra ny fisoratana anarana 🔵Voafetra ny toerana #BookNewsMadagascar #TechnologiesForPositiveChange #digital #marketingdigital #formation
    Love
    1
    0 Commentaires 1 Parts 9951 Vue
  • Alaotra Mangoro
    eeh Tanora manana tetikasa ve ianao?
    Maniry ny anandratra ny tetikasanao amin'ny fandraharana?
    Natao ho anao Startup Challenge M, izay manomboka ny 03 hatramin'ny 06 Aprily 2023. Mandritra izany dia:
    Hisy fampiofanana sy torohevitra hiarahana amin'ny matianina
    Fifaninanana ahafahanao misitraka ny famatsiana ny tetikasanao
    Eny anivon'ny CCI Alaotra Mangoro ny fisoratana anarana na ap amin'ny rohy etsy ambany :
    https://forms.gle/yaewd3q98m5YMFTL7
    Raha misy fanontaniana ianao dia manasa anao avy hatrany hiditra amin'ny pejy ofisialy Startup Challenge M.


    Alaotra Mangoro
    Passe à la vitesse supérieure!
    Du 03 au 06 Avril, jeunes, porteurs de projets ou entrepreneurs, Startup Challenge M est fait pour toi!
    Au programme ,
    des experts dans leurs domaines dispenseront des formations et un programme d'accompagnement spécialisé
    un concours de startup où tu pourras remporter le financement de TON projet !
    Comment s'inscrire ?
    Rends-toi vite à la CCI Alaotra Mangoro ou inscris toi sur https://forms.gle/yaewd3q98m5YMFTL7
    N'oublie pas de rejoindre le groupe Startup Challenge M pour les dernières nouvelles.
    #entrepreneur #startupchallengeM
    📣 Alaotra Mangoro 📣 eeh Tanora manana tetikasa ve ianao? Maniry ny anandratra ny tetikasanao amin'ny fandraharana? Natao ho anao Startup Challenge M, izay manomboka ny 03 hatramin'ny 06 Aprily 2023. Mandritra izany dia: 👉 Hisy fampiofanana sy torohevitra hiarahana amin'ny matianina 👉 Fifaninanana ahafahanao misitraka ny famatsiana ny tetikasanao Eny anivon'ny CCI Alaotra Mangoro ny fisoratana anarana na ap amin'ny rohy etsy ambany : https://forms.gle/yaewd3q98m5YMFTL7 Raha misy fanontaniana ianao dia manasa anao avy hatrany hiditra amin'ny pejy ofisialy Startup Challenge M. 📣 Alaotra Mangoro 📣 Passe à la vitesse supérieure! Du 03 au 06 Avril, jeunes, porteurs de projets ou entrepreneurs, Startup Challenge M est fait pour toi! Au programme , 👉 des experts dans leurs domaines dispenseront des formations et un programme d'accompagnement spécialisé 👉un concours de startup où tu pourras remporter le financement de TON projet ! Comment s'inscrire ? Rends-toi vite à la CCI Alaotra Mangoro ou inscris toi sur https://forms.gle/yaewd3q98m5YMFTL7 N'oublie pas de rejoindre le groupe Startup Challenge M pour les dernières nouvelles. #entrepreneur #startupchallengeM
    0 Commentaires 0 Parts 4972 Vue
  • Des professionnels de la communication et de la presse malgache organisent une formation pour prendre en main votre STRATEGIE DE COMMUNICATION. En étroite collaboration avec Book News Madagascar, les formateurs offrent 3 SÉANCES DE FORMATIONS le 25 février, les 4 et 11 Mars 2023, avec les modules :
    Cadrage
    Gestion de la communication
    Gestion des Relations Publiques et Presses
    Grâce à cette formation, vous maitriserez les compétences nécessaires pour planifier, élaborer et exécuter une stratégie de communication efficace pour votre entreprise, organisation ou marque.
    Inscription : 032 56 357 09

    #BookNewsMadagascar #TechnologiesForPositiveChange #formation #communication #presse#bluepix #follow

    Mikarakara fiofanana ireo matihanina amin'ny serasera sy ny gazety malagasy dia ny TETIKASA FIFEHEZANA ny fitantanana ny serasera.
    Miara-miasa akaiky amin'ny Book News Madagascar ireo mpampiofana ka manolotra 3 SÉANCES DE FORMATIONS ny 25 Febroary 4 sy 11 Martsa 2023 miaraka amin'ny modules:
    Cadrage
    Gestion de la communication
    Gestion des Relations Publiques et Presses
    Amin'ny alalan'ity fiofanana ity dia hahafehy ny fahaiza-manao ilaina amin'ny drafitra, ny famolavolana ary ny fanatanterahana paikady fifandraisana mahomby ho an'ny orinasanao, fikambanana na marika ianao.
    Fisoratana anarana : 032 56 357 09

    #BookNewsMadagascar #TechnologiesForPositiveChange #formation #communication #presse#bluepix #follow
    Des professionnels de la communication et de la presse malgache organisent une formation pour prendre en main votre STRATEGIE DE COMMUNICATION. En étroite collaboration avec Book News Madagascar, les formateurs offrent 3 SÉANCES DE FORMATIONS le 25 février, les 4 et 11 Mars 2023, avec les modules : 👉Cadrage 👉Gestion de la communication 👉Gestion des Relations Publiques et Presses Grâce à cette formation, vous maitriserez les compétences nécessaires pour planifier, élaborer et exécuter une stratégie de communication efficace pour votre entreprise, organisation ou marque. 📱 Inscription : 032 56 357 09 #BookNewsMadagascar #TechnologiesForPositiveChange #formation #communication #presse#bluepix #follow Mikarakara fiofanana ireo matihanina amin'ny serasera sy ny gazety malagasy dia ny TETIKASA FIFEHEZANA ny fitantanana ny serasera. Miara-miasa akaiky amin'ny Book News Madagascar ireo mpampiofana ka manolotra 3 SÉANCES DE FORMATIONS ny 25 Febroary 4 sy 11 Martsa 2023 miaraka amin'ny modules: 👉Cadrage 👉Gestion de la communication 👉Gestion des Relations Publiques et Presses Amin'ny alalan'ity fiofanana ity dia hahafehy ny fahaiza-manao ilaina amin'ny drafitra, ny famolavolana ary ny fanatanterahana paikady fifandraisana mahomby ho an'ny orinasanao, fikambanana na marika ianao. 📱 Fisoratana anarana : 032 56 357 09 #BookNewsMadagascar #TechnologiesForPositiveChange #formation #communication #presse#bluepix #follow
    Love
    Tiko
    4
    0 Commentaires 2 Parts 11739 Vue
  • Automatisation de publications et messages, compréhension du fonctionnement des publicités, hashtags, raccourcisseurs de liens, mise en place de stratégie digitale. Vous aussi, vous pouvez évoluer vers le Community management 2.0. 4 jours pour comprendre les nouveaux algorithmes tendances pour 2023, les 13, 14, 15 et 16 Mars 2023.

    Formation intensive
    Inscriptions ouvertes
    Places très limitées

    #BookNewsMadagascar #TechnologiesForPositiveChange #digital #communitymanagement #formation #bluepix #follow

    Afaka mivoatra ho lasa matihanina ianao eo amin’ny fitantanana ny tambazotran-tserasera.
    Ampitomboy hatrany ny fahaizanao amin’izao fanombohan’ny taona izao miaraka amin’ny fiofanana Community Management 2.0. 4 andro ahafantarana ny zava-baovao amin’izao 2023 izao ny 13, 14, 15 ary 16 Martsa 2023.

    Fiofanana mafonja
    Misokatra ny fisoratana anarana
    Vonjivonjeo ny toerana

    #BookNewsMadagascar #TechnologiesForPositiveChange #digital #communitymanagement #formation #bluepix #follow
    Automatisation de publications et messages, compréhension du fonctionnement des publicités, hashtags, raccourcisseurs de liens, mise en place de stratégie digitale. Vous aussi, vous pouvez évoluer vers le Community management 2.0. 4 jours pour comprendre les nouveaux algorithmes tendances pour 2023, les 13, 14, 15 et 16 Mars 2023.😊 👉 Formation intensive 👉 Inscriptions ouvertes 👉 Places très limitées #BookNewsMadagascar #TechnologiesForPositiveChange #digital #communitymanagement #formation #bluepix #follow Afaka mivoatra ho lasa matihanina ianao eo amin’ny fitantanana ny tambazotran-tserasera. Ampitomboy hatrany ny fahaizanao amin’izao fanombohan’ny taona izao miaraka amin’ny fiofanana Community Management 2.0. 4 andro ahafantarana ny zava-baovao amin’izao 2023 izao ny 13, 14, 15 ary 16 Martsa 2023.😊 👉 Fiofanana mafonja 👉 Misokatra ny fisoratana anarana 👉 Vonjivonjeo ny toerana #BookNewsMadagascar #TechnologiesForPositiveChange #digital #communitymanagement #formation #bluepix #follow
    Love
    3
    0 Commentaires 5 Parts 8696 Vue
  • Devenez professionnel avec Book News Madagascar en faisant une formation en Rédaction web.
    C'est une occasion pour vous, alors on vous attend.
    Il ne reste plus que 3 places désormais alors réservez votre place au plus tard le 3 Février 2023.

    Midira eo amin'ny sehatry ny matihanina miaraka amin'ny Book News Madagascar amin'ny fiofanana ho mpamoaka lahatsoratra.
    Tombontsoa ho anao izao, ka miandry anao izahay.
    Toerana 3 sisa no tavela amin'izao ka fandriho ny toeranao farafahatarany ny 3 febroary 2023.

    #BookNewsMadagascar
    #TechnologiesForPositiveChange #redactionweb #formation #digital #blogging #seo#bluepix #follow
    Devenez professionnel avec Book News Madagascar en faisant une formation en Rédaction web.😀 C'est une occasion pour vous, alors on vous attend.😊 Il ne reste plus que 3 places désormais alors réservez votre place au plus tard le 3 Février 2023. Midira eo amin'ny sehatry ny matihanina miaraka amin'ny Book News Madagascar amin'ny fiofanana ho mpamoaka lahatsoratra.😀 Tombontsoa ho anao izao, ka miandry anao izahay.😊 Toerana 3 sisa no tavela amin'izao ka fandriho ny toeranao farafahatarany ny 3 febroary 2023. #BookNewsMadagascar #TechnologiesForPositiveChange #redactionweb #formation #digital #blogging #seo#bluepix #follow
    Love
    4
    0 Commentaires 2 Parts 7054 Vue
  • Iza moa izahay?
    -Orinasa misehatra eo amin'ny tontolon'ny digital
    -Manome vaovao
    -Mampiofana ireo olona te ho lasa matihanina eo amin'ny sehatry ny digital
    Manasa anareo ihany koa hitsidika ny pejy Facebook amin'ny rohy : https://web.facebook.com/booknewsgas
    #BookNewsMadagascar #TechnologiesForPositiveChange #technology #bluepix #follow
    Iza moa izahay? 😀😊👋 -Orinasa misehatra eo amin'ny tontolon'ny digital -Manome vaovao -Mampiofana ireo olona te ho lasa matihanina eo amin'ny sehatry ny digital Manasa anareo ihany koa hitsidika ny pejy Facebook amin'ny rohy : https://web.facebook.com/booknewsgas #BookNewsMadagascar #TechnologiesForPositiveChange #technology #bluepix #follow
    Tiko
    Love
    3
    0 Commentaires 0 Parts 2851 Vue
  • “Tsy mila mandeha any amin’izany psy izany fa inona fotsiny no hivavahana eh?”
    Ka satria izay mihitsy ilay valin’Andriamanitra hoe “mandehana mijery psy”
    Aza manao be marenina oa.
    “Tsy mila mandeha any amin’izany psy izany fa inona fotsiny no hivavahana eh?” Ka satria izay mihitsy ilay valin’Andriamanitra hoe “mandehana mijery psy”😑 Aza manao be marenina oa.
    0 Commentaires 0 Parts 1333 Vue
  • Noho ny mety hisiana fiaraha-miasa amin’ny opérateur iray eto Madagasikara

    Miangavy ny rehetra mba hamaly ity sondage kely ity!

    Firy ny mega laninao rehefa mampiasa BluePix?
    Noho ny mety hisiana fiaraha-miasa amin’ny opérateur iray eto Madagasikara Miangavy ny rehetra mba hamaly ity sondage kely ity! Firy ny mega laninao rehefa mampiasa BluePix?
    11
    44
    7
    2
    20
    1
    48
    Love
    Tiko
    Sad
    Tsy Tiko
    Wow
    73
    13 Commentaires 0 Parts 4963 Vue
Plus de résultats