Alaotra Mangoro
eeh Tanora manana tetikasa ve ianao?
Maniry ny anandratra ny tetikasanao amin'ny fandraharana?
Natao ho anao Startup Challenge M, izay manomboka ny 03 hatramin'ny 06 Aprily 2023. Mandritra izany dia:
Hisy fampiofanana sy torohevitra hiarahana amin'ny matianina
Fifaninanana ahafahanao misitraka ny famatsiana ny tetikasanao
Eny anivon'ny CCI Alaotra Mangoro ny fisoratana anarana na ap amin'ny rohy etsy ambany :
https://forms.gle/yaewd3q98m5YMFTL7
Raha misy fanontaniana ianao dia manasa anao avy hatrany hiditra amin'ny pejy ofisialy Startup Challenge M.


Alaotra Mangoro
Passe à la vitesse supérieure!
Du 03 au 06 Avril, jeunes, porteurs de projets ou entrepreneurs, Startup Challenge M est fait pour toi!
Au programme ,
des experts dans leurs domaines dispenseront des formations et un programme d'accompagnement spécialisé
un concours de startup où tu pourras remporter le financement de TON projet !
Comment s'inscrire ?
Rends-toi vite à la CCI Alaotra Mangoro ou inscris toi sur https://forms.gle/yaewd3q98m5YMFTL7
N'oublie pas de rejoindre le groupe Startup Challenge M pour les dernières nouvelles.
#entrepreneur #startupchallengeM
đź“Ł Alaotra Mangoro đź“Ł eeh Tanora manana tetikasa ve ianao? Maniry ny anandratra ny tetikasanao amin'ny fandraharana? Natao ho anao Startup Challenge M, izay manomboka ny 03 hatramin'ny 06 Aprily 2023. Mandritra izany dia: 👉 Hisy fampiofanana sy torohevitra hiarahana amin'ny matianina 👉 Fifaninanana ahafahanao misitraka ny famatsiana ny tetikasanao Eny anivon'ny CCI Alaotra Mangoro ny fisoratana anarana na ap amin'ny rohy etsy ambany : https://forms.gle/yaewd3q98m5YMFTL7 Raha misy fanontaniana ianao dia manasa anao avy hatrany hiditra amin'ny pejy ofisialy Startup Challenge M. đź“Ł Alaotra Mangoro đź“Ł Passe à la vitesse supérieure! Du 03 au 06 Avril, jeunes, porteurs de projets ou entrepreneurs, Startup Challenge M est fait pour toi! Au programme , 👉 des experts dans leurs domaines dispenseront des formations et un programme d'accompagnement spécialisé 👉un concours de startup où tu pourras remporter le financement de TON projet ! Comment s'inscrire ? Rends-toi vite à la CCI Alaotra Mangoro ou inscris toi sur https://forms.gle/yaewd3q98m5YMFTL7 N'oublie pas de rejoindre le groupe Startup Challenge M pour les dernières nouvelles. #entrepreneur #startupchallengeM
0 Commentaires 0 Parts 2718 Vue