• Rariny be raha tsy mivoatra mihintsy Madagasikara satria adino ilay fahendrena sy fomba amam-panao malagasy fahizay
    Rariny be raha tsy mivoatra mihintsy Madagasikara satria adino ilay fahendrena sy fomba amam-panao malagasy fahizay 😔
    0 Commentaires 0 Parts 4013 Vue
  • Hilatsaka filoham-pirenena aho!

    Vina hataoko:

    - Hangalatra aho rehefa tonga eo
    - Fenoiko ny paosiko fa leo fijaliana koa aho
    - Hiara hiasa amin'ny dahalo aho
    - Tsy omeko tany 1Ha isa-tokan-trano ianareo
    - Tsy homeko anareo ny karamako, koa raha tsy nandra aho
    - Ampidiriko mpiasam-panjakana daholo ny havako sy ny namako izay te hiditra.
    - Tsy hampandroso an'i Madagasikara mihitsy aho
    - Tsy hanamboatra sekoly
    - Tsy hanamboatra lavaka aho, aleo ho loaka eo mba ho potika ny fiaranareo sy ho tratrin'ny embouteillages lava ianareo.
    - Tsy homentsika asa ny tanora.
    - Hampiakarintsika ny lasantsy sy ny gasoil.
    - Tsy homeko ny bourse eny amin'ny université amin'izay ianareo mihirahira sy manao grevy foana.
    - Amidiko amin'ny karana sy sinoa sy ny vazaha ny tany.
    - Aondrako daholo ny harena voajanahary toy ny vatosoa; volamena; fasimainty; sokatra; baobab; sns, fa Artemesia sisa avelako aminareo eto.
    - Ahena ny smig
    - Hakatona daholo ny orinasa
    - Confiné-ko foana ianareo mandritra ny fitondrako
    - Tsy avelako maneho hevitra an-kahalalahana ianareo fa samboriko izay be be vava eo ary gagazo avy hatrany.
    - Ovaiko an'i Betioky ny renivohitr'i Madagasikara
    -Tsy misy mahazo mamboly vary intsony fa Artemesia ambolena raha te hamboly.
    - Tsy hanafatra Bus intelligent aho
    - Tsy hanamboatra téléphérique aho
    - Tsy hanamboatra TGV aho.
    - Tsisy match mandeha intsony @ TVM
    - Amidy daholo ny taolambalo sy ny fasan-drazana rehetra
    - Tsy hihaino fitarainanareo izany aho fa aleo ianareo mnmn foana eo!

    Fidio aho fa olona toa ahy no ilainareo vahoaka Malagasy.
    Hilatsaka filoham-pirenena aho! Vina hataoko: - Hangalatra aho rehefa tonga eo - Fenoiko ny paosiko fa leo fijaliana koa aho - Hiara hiasa amin'ny dahalo aho - Tsy omeko tany 1Ha isa-tokan-trano ianareo - Tsy homeko anareo ny karamako, koa raha tsy nandra aho - Ampidiriko mpiasam-panjakana daholo ny havako sy ny namako izay te hiditra. - Tsy hampandroso an'i Madagasikara mihitsy aho - Tsy hanamboatra sekoly - Tsy hanamboatra lavaka aho, aleo ho loaka eo mba ho potika ny fiaranareo sy ho tratrin'ny embouteillages lava ianareo. - Tsy homentsika asa ny tanora. - Hampiakarintsika ny lasantsy sy ny gasoil. - Tsy homeko ny bourse eny amin'ny université amin'izay ianareo mihirahira sy manao grevy foana. - Amidiko amin'ny karana sy sinoa sy ny vazaha ny tany. - Aondrako daholo ny harena voajanahary toy ny vatosoa; volamena; fasimainty; sokatra; baobab; sns, fa Artemesia sisa avelako aminareo eto. - Ahena ny smig - Hakatona daholo ny orinasa - Confiné-ko foana ianareo mandritra ny fitondrako - Tsy avelako maneho hevitra an-kahalalahana ianareo fa samboriko izay be be vava eo ary gagazo avy hatrany. - Ovaiko an'i Betioky ny renivohitr'i Madagasikara -Tsy misy mahazo mamboly vary intsony fa Artemesia ambolena raha te hamboly. - Tsy hanafatra Bus intelligent aho - Tsy hanamboatra téléphérique aho - Tsy hanamboatra TGV aho. - Tsisy match mandeha intsony @ TVM - Amidy daholo ny taolambalo sy ny fasan-drazana rehetra - Tsy hihaino fitarainanareo izany aho fa aleo ianareo mnmn foana eo! Fidio aho fa olona toa ahy no ilainareo vahoaka Malagasy.
    Tiko
    Love
    Haha
    Wow
    4
    0 Commentaires 0 Parts 2332 Vue
  • Izaho iany ve sa tena efa tsy normal intsony ny zava-mitranga eto madagasikara, ka toa vazivazy, tsy mampino.
    Izaho iany ve sa tena efa tsy normal intsony ny zava-mitranga eto madagasikara, ka toa vazivazy, tsy mampino.
    Tsy Tiko
    Tiko
    2
    0 Commentaires 0 Parts 1077 Vue
  • Bon. Tsy afaka mandeh spa fa lasandRaFanja daholo ny vola... Enga anie ho vita tsara ny lalana... Oay! Hay moa tsika eto Madagasikara!
    Bon. Tsy afaka mandeh spa fa lasandRaFanja daholo ny vola... Enga anie ho vita tsara ny lalana... Oay! Hay moa tsika eto Madagasikara! 😅😅
    Haha
    Wow
    3
    0 Commentaires 0 Parts 1000 Vue
  • Rehefa ilay mba misy fotoana dia mandehadeha de nahita an'ny zalah de mba maka sary
    #photographie #photographe #photophone #aventure #voyage #decouverte #madagasikara #malagasy #nature #scene #vie
    ©️ Mandresy_Ni'Aina
    Rehefa ilay mba misy fotoana dia mandehadeha de nahita an'ny zalah de mba maka sary😋😋 #photographie #photographe #photophone #aventure #voyage #decouverte #madagasikara #malagasy #nature #scene #vie ©️ Mandresy_Ni'Aina
    Tiko
    1
    0 Commentaires 0 Parts 3657 Vue
  • Noho ny mety hisiana fiaraha-miasa amin’ny opérateur iray eto Madagasikara

    Miangavy ny rehetra mba hamaly ity sondage kely ity!

    Firy ny mega laninao rehefa mampiasa BluePix?
    Noho ny mety hisiana fiaraha-miasa amin’ny opérateur iray eto Madagasikara Miangavy ny rehetra mba hamaly ity sondage kely ity! Firy ny mega laninao rehefa mampiasa BluePix?
    11
    44
    7
    2
    20
    1
    48
    Love
    Tiko
    Sad
    Tsy Tiko
    Wow
    73
    13 Commentaires 0 Parts 3899 Vue
  • Sur ma route
    #photographie #photographe #scene #madagasikara #Antsirabe #voyage #decouverte #exploiration #aventures
    Sur ma route👻🇲🇬 #photographie #photographe #scene #madagasikara #Antsirabe #voyage #decouverte #exploiration #aventures
    Love
    Tiko
    8
    2 Commentaires 0 Parts 4017 Vue
  • BluePix News

    Ny mpandresy lehibe ny star academy 2023 dia Anisha Jo Music
    tena mahafaly ny mahita fa manomboka mamiratra hatrany ivelan'i madagasikara !

    Arahabaina Anisha !
    Mahay isika tanora malagasy !

    Ny firaisantsika gasy ny herintsika
    Le réseau social des jeunes malagasy !
    Notre site : https://bluepix.mg
    BluePix News Ny mpandresy lehibe ny star academy 2023 dia Anisha Jo Music tena mahafaly ny mahita fa manomboka mamiratra hatrany ivelan'i madagasikara ! Arahabaina Anisha ! Mahay isika tanora malagasy ! Ny firaisantsika gasy ny herintsika 💪🟦 Le réseau social des jeunes malagasy ! 🇲🇬 Notre site : https://bluepix.mg
    Love
    Tiko
    Haha
    8
    0 Commentaires 0 Parts 1259 Vue
Plus de résultats