Blague keeely fotsiny amin'izao fahatongavako ato amn Bluepix zao,

Simba hoa ny batterie ako sady nafana be leizy dia hoe ho soloina. Dia tonga tany ah dia kivy be nefa ozy le zoky hoe milamina enao fa za tsy hanolo batt. mafana anao zany fa endrasana mangatsiaka io

Zay fa zay eh!
Blague keeely fotsiny amin'izao fahatongavako ato amn Bluepix zao, Simba hoa ny batterie ako sady nafana be leizy dia hoe ho soloina. Dia tonga tany ah dia kivy be nefa ozy le zoky hoe milamina enao fa za tsy hanolo batt. mafana anao zany fa endrasana mangatsiaka io 🙄 Zay fa zay eh!
Haha
Sad
4
1 Commentaires 0 Parts 2175 Vue