Les Plus récentes
  • Tsy haiko hoe za ve fa misy vehivavy sasany vao mamoaka sary dia hitanla hoe manitra be ito olona ito zao. Ny sasany ndray hozy elah hoe io misy sary fotsiny dia zay
    Tsy haiko hoe za ve fa misy vehivavy sasany vao mamoaka sary dia hitanla hoe manitra be ito olona ito zao. Ny sasany ndray hozy elah hoe io misy sary fotsiny dia zay 🥲
    Haha
    5
    0 Commentaires 0 Parts 844 Vue
  • SOS need help,
    Anaty exam za io dia inona ny teny mitovy hevitra amin'ny "Velona" ankoatranle eritreretinao?
    SOS need help, Anaty exam za io dia inona ny teny mitovy hevitra amin'ny "Velona" ankoatranle eritreretinao? 😩
    Haha
    4
    3 Commentaires 0 Parts 1046 Vue
  • Blague keeely fotsiny amin'izao fahatongavako ato amn Bluepix zao,

    Simba hoa ny batterie ako sady nafana be leizy dia hoe ho soloina. Dia tonga tany ah dia kivy be nefa ozy le zoky hoe milamina enao fa za tsy hanolo batt. mafana anao zany fa endrasana mangatsiaka io

    Zay fa zay eh!
    Blague keeely fotsiny amin'izao fahatongavako ato amn Bluepix zao, Simba hoa ny batterie ako sady nafana be leizy dia hoe ho soloina. Dia tonga tany ah dia kivy be nefa ozy le zoky hoe milamina enao fa za tsy hanolo batt. mafana anao zany fa endrasana mangatsiaka io 🙄 Zay fa zay eh!
    Haha
    Sad
    4
    1 Commentaires 0 Parts 2177 Vue
  • Love
    Tiko
    5
    0 Commentaires 0 Parts 857 Vue
Plus de lecture