• Trading life style
    Trading life style
    0 Comments 0 Shares 2368 Views
  • Tiko
    1
    0 Comments 0 Shares 1447 Views
  • Bonsoir ! Ce soir c'est Valorant en espérant que les parties soient plutôt sympa.

    On se retrouve sur https://twitch.tv/kaeloomg ?
    Bonsoir ! Ce soir c'est Valorant en espérant que les parties soient plutôt sympa. πŸ₯² On se retrouve sur https://twitch.tv/kaeloomg ?
    0 Comments 0 Shares 1092 Views
  • Love
    2
    0 Comments 0 Shares 1216 Views
  • Izaho ilay karazan'olona tsy tia sport tamin'izaho nianatra teny amin'ny lycée.

    Dia isaky ny hanao endurance dia mifarirotra foana. Natao fotsinh ilay izy satria mila naoty amin'ny examens.

    Kinanjo...
    Tonga ary ny gym bacc, fa tena navitribitrika ery nihazakazaka!
    Satria teo amin'ny gradins ireo namako, na akaiky ahy na tsy akaiky ahy loatra fa niray kilasy tamiko, nangataka ny hijery anay hiazakazaka (eny eh mety kamo hianatra koa zareo)

    Fa tena nanampy be ahy ny kiakiakan'izy ireo hoe ALEFA FENOHASINA AAAH VITAN LAH IO EEEEE !!!!!!!! WOOOOOOOOOOOOOOO

    Tsapako be hoe tsy voatery sedrain'ny olona manodidina anao ny olana sedrainao, fa zava-dehibe ny fanohanany anao, ary ireo tsy hanohana sy manamaivana ny adinao dia tsy tokony omenao lanjany akory
    Izaho ilay karazan'olona tsy tia sport tamin'izaho nianatra teny amin'ny lycée. Dia isaky ny hanao endurance dia mifarirotra foana. Natao fotsinh ilay izy satria mila naoty amin'ny examens. Kinanjo... Tonga ary ny gym bacc, fa tena navitribitrika ery nihazakazaka! πŸ”₯ Satria teo amin'ny gradins ireo namako, na akaiky ahy na tsy akaiky ahy loatra fa niray kilasy tamiko, nangataka ny hijery anay hiazakazaka (eny eh mety kamo hianatra koa zareoπŸ˜‚) Fa tena nanampy be ahy ny kiakiakan'izy ireo hoe ALEFA FENOHASINA AAAH VITAN LAH IO EEEEE !!!!!!!!πŸ”₯πŸ”₯πŸ”₯πŸ”₯πŸ”₯πŸ”₯πŸ”₯πŸ”₯πŸ”₯πŸ”₯ WOOOOOOOOOOOOOOOπŸŽ‰πŸŽ‰πŸŽ‰πŸŽ‰πŸŽ‰πŸŽ‰πŸŽ‰πŸŽ‰πŸŽ‰ Tsapako be hoe tsy voatery sedrain'ny olona manodidina anao ny olana sedrainao, fa zava-dehibe ny fanohanany anao, ary ireo tsy hanohana sy manamaivana ny adinao dia tsy tokony omenao lanjany akoryπŸ’•
    Love
    6
    0 Comments 0 Shares 1502 Views
  • Love
    1
    0 Comments 0 Shares 1088 Views
  • ndao asina bluepix users meet up <333
    ndao asina bluepix users meet up <333
    Love
    1
    0 Comments 0 Shares 2648 Views
  • yk i been there all time with my whole crew
    yk i been there all time with my whole crew 🏴‍☠️
    Love
    1
    0 Comments 0 Shares 913 Views