Izaho ilay karazan'olona tsy tia sport tamin'izaho nianatra teny amin'ny lycée.

Dia isaky ny hanao endurance dia mifarirotra foana. Natao fotsinh ilay izy satria mila naoty amin'ny examens.

Kinanjo...
Tonga ary ny gym bacc, fa tena navitribitrika ery nihazakazaka!
Satria teo amin'ny gradins ireo namako, na akaiky ahy na tsy akaiky ahy loatra fa niray kilasy tamiko, nangataka ny hijery anay hiazakazaka (eny eh mety kamo hianatra koa zareo)

Fa tena nanampy be ahy ny kiakiakan'izy ireo hoe ALEFA FENOHASINA AAAH VITAN LAH IO EEEEE !!!!!!!! WOOOOOOOOOOOOOOO

Tsapako be hoe tsy voatery sedrain'ny olona manodidina anao ny olana sedrainao, fa zava-dehibe ny fanohanany anao, ary ireo tsy hanohana sy manamaivana ny adinao dia tsy tokony omenao lanjany akory
Izaho ilay karazan'olona tsy tia sport tamin'izaho nianatra teny amin'ny lycée. Dia isaky ny hanao endurance dia mifarirotra foana. Natao fotsinh ilay izy satria mila naoty amin'ny examens. Kinanjo... Tonga ary ny gym bacc, fa tena navitribitrika ery nihazakazaka! đŸ”„ Satria teo amin'ny gradins ireo namako, na akaiky ahy na tsy akaiky ahy loatra fa niray kilasy tamiko, nangataka ny hijery anay hiazakazaka (eny eh mety kamo hianatra koa zareo😂) Fa tena nanampy be ahy ny kiakiakan'izy ireo hoe ALEFA FENOHASINA AAAH VITAN LAH IO EEEEE !!!!!!!!đŸ”„đŸ”„đŸ”„đŸ”„đŸ”„đŸ”„đŸ”„đŸ”„đŸ”„đŸ”„ WOOOOOOOOOOOOOOO🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉 Tsapako be hoe tsy voatery sedrain'ny olona manodidina anao ny olana sedrainao, fa zava-dehibe ny fanohanany anao, ary ireo tsy hanohana sy manamaivana ny adinao dia tsy tokony omenao lanjany akory💕
Love
6
0 Commentaires 0 Parts 1028 Vue