• Tiko
    1
    0 Comments 0 Shares 1366 Views
  • Tiko
    Love
    2
    0 Comments 0 Shares 1792 Views
  • 2CV an-dRandria

    Sitraka Mamitiana RANDRIANARIVO SOLOFONIAINA
    RAMANARIVO Hanta Navalona

    Sky Blue Antananarivo
    2CV an-dRandria Sitraka Mamitiana RANDRIANARIVO SOLOFONIAINA RAMANARIVO Hanta Navalona Sky Blue Antananarivo
    Love
    2
    0 Comments 0 Shares 1839 Views
  • Hilatsaka filoham-pirenena aho!

    Vina hataoko:

    - Hangalatra aho rehefa tonga eo
    - Fenoiko ny paosiko fa leo fijaliana koa aho
    - Hiara hiasa amin'ny dahalo aho
    - Tsy omeko tany 1Ha isa-tokan-trano ianareo
    - Tsy homeko anareo ny karamako, koa raha tsy nandra aho
    - Ampidiriko mpiasam-panjakana daholo ny havako sy ny namako izay te hiditra.
    - Tsy hampandroso an'i Madagasikara mihitsy aho
    - Tsy hanamboatra sekoly
    - Tsy hanamboatra lavaka aho, aleo ho loaka eo mba ho potika ny fiaranareo sy ho tratrin'ny embouteillages lava ianareo.
    - Tsy homentsika asa ny tanora.
    - Hampiakarintsika ny lasantsy sy ny gasoil.
    - Tsy homeko ny bourse eny amin'ny université amin'izay ianareo mihirahira sy manao grevy foana.
    - Amidiko amin'ny karana sy sinoa sy ny vazaha ny tany.
    - Aondrako daholo ny harena voajanahary toy ny vatosoa; volamena; fasimainty; sokatra; baobab; sns, fa Artemesia sisa avelako aminareo eto.
    - Ahena ny smig
    - Hakatona daholo ny orinasa
    - Confiné-ko foana ianareo mandritra ny fitondrako
    - Tsy avelako maneho hevitra an-kahalalahana ianareo fa samboriko izay be be vava eo ary gagazo avy hatrany.
    - Ovaiko an'i Betioky ny renivohitr'i Madagasikara
    -Tsy misy mahazo mamboly vary intsony fa Artemesia ambolena raha te hamboly.
    - Tsy hanafatra Bus intelligent aho
    - Tsy hanamboatra téléphérique aho
    - Tsy hanamboatra TGV aho.
    - Tsisy match mandeha intsony @ TVM
    - Amidy daholo ny taolambalo sy ny fasan-drazana rehetra
    - Tsy hihaino fitarainanareo izany aho fa aleo ianareo mnmn foana eo!

    Fidio aho fa olona toa ahy no ilainareo vahoaka Malagasy.
    Hilatsaka filoham-pirenena aho! Vina hataoko: - Hangalatra aho rehefa tonga eo - Fenoiko ny paosiko fa leo fijaliana koa aho - Hiara hiasa amin'ny dahalo aho - Tsy omeko tany 1Ha isa-tokan-trano ianareo - Tsy homeko anareo ny karamako, koa raha tsy nandra aho - Ampidiriko mpiasam-panjakana daholo ny havako sy ny namako izay te hiditra. - Tsy hampandroso an'i Madagasikara mihitsy aho - Tsy hanamboatra sekoly - Tsy hanamboatra lavaka aho, aleo ho loaka eo mba ho potika ny fiaranareo sy ho tratrin'ny embouteillages lava ianareo. - Tsy homentsika asa ny tanora. - Hampiakarintsika ny lasantsy sy ny gasoil. - Tsy homeko ny bourse eny amin'ny université amin'izay ianareo mihirahira sy manao grevy foana. - Amidiko amin'ny karana sy sinoa sy ny vazaha ny tany. - Aondrako daholo ny harena voajanahary toy ny vatosoa; volamena; fasimainty; sokatra; baobab; sns, fa Artemesia sisa avelako aminareo eto. - Ahena ny smig - Hakatona daholo ny orinasa - Confiné-ko foana ianareo mandritra ny fitondrako - Tsy avelako maneho hevitra an-kahalalahana ianareo fa samboriko izay be be vava eo ary gagazo avy hatrany. - Ovaiko an'i Betioky ny renivohitr'i Madagasikara -Tsy misy mahazo mamboly vary intsony fa Artemesia ambolena raha te hamboly. - Tsy hanafatra Bus intelligent aho - Tsy hanamboatra téléphérique aho - Tsy hanamboatra TGV aho. - Tsisy match mandeha intsony @ TVM - Amidy daholo ny taolambalo sy ny fasan-drazana rehetra - Tsy hihaino fitarainanareo izany aho fa aleo ianareo mnmn foana eo! Fidio aho fa olona toa ahy no ilainareo vahoaka Malagasy.
    Tiko
    Love
    Haha
    Wow
    4
    0 Comments 0 Shares 7007 Views
  • A Grateful heart is a magnet for miracles โค
    A Grateful heart is a magnet for miracles โค๐Ÿ˜˜
    Love
    2
    0 Comments 0 Shares 1703 Views
  • Rehefa tsy mandoto dia efa manadio :)
    Ento eny amin'ny daba-pako Kopak'elatra ny tavoangy plastikanao :)
    Rehefa tsy mandoto dia efa manadio :) Ento eny amin'ny daba-pako Kopak'elatra ny tavoangy plastikanao :)
    Tiko
    2
    0 Comments 0 Shares 2159 Views
  • Love
    Tiko
    Wow
    4
    0 Comments 0 Shares 39520 Views
  • Never forget how wildly capable you are
    Never forget how wildly capable you are๐Ÿฅฐ
    Tiko
    Love
    2
    4 Comments 0 Shares 1628 Views