Mba mangataka amin`ny fanjakana amin`ny BACC manaraka eo, aleo mba ny lisitry ny tsy afaka indray no avoaka, sitrany mba mipotra eo ny anarako sy ilay akamako fa dia in-2 miantaona izay tsy nipotra mihintsy fa tsy afaka foana.

0 Comments 0 Shares 1626 Views