Salama e !
Manana vaovao tsara ho anareo izahay!
L'Orée - Vos bons petits plats faits-maison dia manolotra fihenam-bidy ho an'ny mpianatra amin'ireo sakafo ireo manomboka anio!

Misaotra ho azy ireo amin'ny fiaraha-miasa amin'ny BluePix mba hanatanterahana ity tetikasa ity izay zava-dehibe amintsika!

Hamburger et frites : 12K au lieu de 15K
Poulet pané et frites : 10K au lieu de 12K
Mine sao poulet/viande : 10K au lieu de 12K
Soupe van tan mine : 10K au lieu de 12K

Mifarana amin'ny 28 Desambra ny tolotra, faingana!
Andao hiara-hitondra tombontsoa ho any ny tanora malagasy

Ny firaisantsika gasy ny herintsika
Le réseau social des jeunes malagasy !
Notre site : https://bluepix.mg
Salama e ! Manana vaovao tsara ho anareo izahay! L'Orée - Vos bons petits plats faits-maison dia manolotra fihenam-bidy ho an'ny mpianatra amin'ireo sakafo ireo manomboka anio! Misaotra ho azy ireo amin'ny fiaraha-miasa amin'ny BluePix mba hanatanterahana ity tetikasa ity izay zava-dehibe amintsika! Hamburger et frites : 12K au lieu de 15K Poulet pané et frites : 10K au lieu de 12K Mine sao poulet/viande : 10K au lieu de 12K Soupe van tan mine : 10K au lieu de 12K Mifarana amin'ny 28 Desambra ny tolotra, faingana! Andao hiara-hitondra tombontsoa ho any ny tanora malagasy Ny firaisantsika gasy ny herintsika 💪🟦 Le réseau social des jeunes malagasy ! 🇲🇬 Notre site : https://bluepix.mg
Love
Tiko
Wow
Sad
Yay
Tsy Tiko
121
0 Commentaires 0 Parts 6137 Vue