📣 Alaotra Mangoro 📣
eeh Tanora manana tetikasa ve ianao?
Maniry ny anandratra ny tetikasanao amin'ny fandraharana?
Natao ho anao Startup Challenge M, izay manomboka ny 03 hatramin'ny 06 Aprily 2023. Mandritra izany dia:
Hisy fampiofanana sy torohevitra hiarahana amin'ny matianina
Fifaninanana ahafahanao misitraka ny famatsiana ny tetikasanao
Eny anivon'ny CCI Alaotra Mangoro ny fisoratana anarana na ap amin'ny rohy etsy ambany :
https://forms.gle/yaewd3q98m5YMFTL7
Raha misy fanontaniana ianao dia manasa anao avy hatrany hiditra amin'ny pejy ofisialy Startup Challenge M.
📣 Alaotra Mangoro 📣
Passe à la vitesse supérieure!
Du 03 au 06 Avril, jeunes, porteurs de projets ou entrepreneurs, Startup Challenge M est fait pour toi!
Au programme ,
des experts dans leurs domaines dispenseront des formations et un programme d'accompagnement spécialisé
un concours de startup où tu pourras remporter le financement de TON projet !
Comment s'inscrire ?
Rends-toi vite à la CCI Alaotra Mangoro ou inscris toi sur
https://forms.gle/yaewd3q98m5YMFTL7
N'oublie pas de rejoindre le groupe Startup Challenge M pour les dernières nouvelles.
#entrepreneur #startupchallengeM 📣 Alaotra Mangoro 📣
eeh Tanora manana tetikasa ve ianao?
Maniry ny anandratra ny tetikasanao amin'ny fandraharana?
Natao ho anao Startup Challenge M, izay manomboka ny 03 hatramin'ny 06 Aprily 2023. Mandritra izany dia:
👉 Hisy fampiofanana sy torohevitra hiarahana amin'ny matianina
👉 Fifaninanana ahafahanao misitraka ny famatsiana ny tetikasanao
Eny anivon'ny CCI Alaotra Mangoro ny fisoratana anarana na ap amin'ny rohy etsy ambany :
https://forms.gle/yaewd3q98m5YMFTL7
Raha misy fanontaniana ianao dia manasa anao avy hatrany hiditra amin'ny pejy ofisialy Startup Challenge M.
📣 Alaotra Mangoro 📣
Passe à la vitesse supérieure!
Du 03 au 06 Avril, jeunes, porteurs de projets ou entrepreneurs, Startup Challenge M est fait pour toi!
Au programme ,
👉 des experts dans leurs domaines dispenseront des formations et un programme d'accompagnement spécialisé
👉un concours de startup où tu pourras remporter le financement de TON projet !
Comment s'inscrire ?
Rends-toi vite à la CCI Alaotra Mangoro ou inscris toi sur https://forms.gle/yaewd3q98m5YMFTL7
N'oublie pas de rejoindre le groupe Startup Challenge M pour les dernières nouvelles.
#entrepreneur #startupchallengeM