Mampanontany tena ihany indraindray nefa marina, !!!
MIVAVAHA MAFY ary TONGAVA MIVAVAKA MATETIKA, nefa
=>
Ny fiangonana tsy manome vahaolana, fa ny efa tafa ihany no mbola ho tafa.
Ny mpivavaka tsy afaka manampy satria samy sahirana daholo hono
Ny kristiana sasany moa mandatsa sy mihomehy ary manenjika tsotra izao
Tsy misy vola zaraina any ...
Tsy izay mivavaka rehetra dia mahazo valiny androany, rapitso...,dia rahoviana izany?

DIA TSY HAIKO INTSONY
Mampanontany tena ihany indraindray nefa marina, !!! MIVAVAHA MAFY ary TONGAVA MIVAVAKA MATETIKA, nefa => Ny fiangonana tsy manome vahaolana, fa ny efa tafa ihany no mbola ho tafa. Ny mpivavaka tsy afaka manampy satria samy sahirana daholo hono Ny kristiana sasany moa mandatsa sy mihomehy ary manenjika tsotra izao Tsy misy vola zaraina any ... Tsy izay mivavaka rehetra dia mahazo valiny androany, rapitso...,dia rahoviana izany? DIA TSY HAIKO INTSONY
0 Commentaires 0 Parts 1833 Vue