Ireto ny vidéo manaraka hivoaka tsy ho ela!
Ho hitantsika aloha ny tombony amin'ny fampiasana BluePix. Ary avy eo,
hampiditra endrika horonan-tsary vaovao izay hifantoka amin’ny mpianatra malagasy sy ny diany.
Ho an'ny horonantsary voalohany dia hanadihady mpianatra malagasy iray ao amin'ny sekolin'ny siansa sosialy, Science Po Paris
Ny firaisankina tsika no herintsika
Le réseau social des jeunes malagasy !
Notre site :
https://bluepix.mg Ireto ny vidéo manaraka hivoaka tsy ho ela!
Ho hitantsika aloha ny tombony amin'ny fampiasana BluePix. Ary avy eo,
hampiditra endrika horonan-tsary vaovao izay hifantoka amin’ny mpianatra malagasy sy ny diany.
Ho an'ny horonantsary voalohany dia hanadihady mpianatra malagasy iray ao amin'ny sekolin'ny siansa sosialy, Science Po Paris
Ny firaisankina tsika no herintsika 💪🟦
Le réseau social des jeunes malagasy ! 🇲🇬
Notre site : https://bluepix.mg