Recent Updates
  • Mba mangataka amin`ny fanjakana amin`ny BACC manaraka eo, aleo mba ny lisitry ny tsy afaka indray no avoaka, sitrany mba mipotra eo ny anarako sy ilay akamako fa dia in-2 miantaona izay tsy nipotra mihintsy fa tsy afaka foana.
    Mba mangataka amin`ny fanjakana amin`ny BACC manaraka eo, aleo mba ny lisitry ny tsy afaka indray no avoaka, sitrany mba mipotra eo ny anarako sy ilay akamako fa dia in-2 miantaona izay tsy nipotra mihintsy fa tsy afaka foana.
    0 Comments 0 Shares 1618 Views
  • Mampanontany tena ihany indraindray nefa marina, !!!
    MIVAVAHA MAFY ary TONGAVA MIVAVAKA MATETIKA, nefa
    =>
    Ny fiangonana tsy manome vahaolana, fa ny efa tafa ihany no mbola ho tafa.
    Ny mpivavaka tsy afaka manampy satria samy sahirana daholo hono
    Ny kristiana sasany moa mandatsa sy mihomehy ary manenjika tsotra izao
    Tsy misy vola zaraina any ...
    Tsy izay mivavaka rehetra dia mahazo valiny androany, rapitso...,dia rahoviana izany?

    DIA TSY HAIKO INTSONY
    Mampanontany tena ihany indraindray nefa marina, !!! MIVAVAHA MAFY ary TONGAVA MIVAVAKA MATETIKA, nefa => Ny fiangonana tsy manome vahaolana, fa ny efa tafa ihany no mbola ho tafa. Ny mpivavaka tsy afaka manampy satria samy sahirana daholo hono Ny kristiana sasany moa mandatsa sy mihomehy ary manenjika tsotra izao Tsy misy vola zaraina any ... Tsy izay mivavaka rehetra dia mahazo valiny androany, rapitso...,dia rahoviana izany? DIA TSY HAIKO INTSONY
    0 Comments 0 Shares 1847 Views
  • 0 Comments 0 Shares 559 Views
  • 0 Comments 0 Shares 568 Views
More Stories